Teny iditra | tsininjo (tsinjo) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voatsinjo, tsinjovina, jerena avy lavitra: Notsininjony foana ny ombiny sao mitondraka Ampiana: Notsininjony ny reniny efa antitra [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Regardé en bas au loin Sur qui on a veillé [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voatsinjo | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |