|
|
|
|

Teny iditra1  tsinjaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsambikimbikina
Dihy rodobe: Miara-mandihy ny lehilahy sy ny vehivavy nefa tsy mifangaro akory na dia samy mihinjakinjaka aza fa miara-mihetsika aradalàna milamina, milanto
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] dancing, esp. by jumping about
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] danse, gambade
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny tsinjaka io

Fivaditsoratra  12  atsinjak, tsinjaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21