Teny iditra | 1 tsinjaraina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zaraina hitsitokotoko; amidy mitsipotika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on partage en lots; qu'on vend au détail; 6 [1.13] réparti |
Fototeny | 7 tsinjara |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 14 atsinjarany, itsinjarana, tsinjaraina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |