Teny iditra | 1 tsinombina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-balala |
Ohatra |
4 raha ny tsinombina no ho omby dia nofenoiko ny fahitray raha ny tsimbolavola no ho vola tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka [2.131] |
Voambolana |
5 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Mpanahaka | 6 valala |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny tsinombina io |
Fivaditsoratra | 8 ibontsinam, mibontsina, mibontsìna, tsinombina, tsombinain |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |