Teny iditra tsinona
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Fitenin' ny ankizy entiny milaza antony anaovany zavatra iray: Izahay, tsinona, vonoiny ko! aiza izahay no tsy mba hamely? [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2009/02/23