Teny iditra | 1 tsinontsona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Voatsontsona, voasafosafo: Notsinontsony ilay saka dia natory teo am-pofoany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#793] gratté |
Fototeny | 5 tsontsona |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 voatsontsona |
Fivaditsoratra | 10 itsontsonan, natsontsony, nitsontsona, tsinontsona, tsontsonina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |