Teny iditra | tsinoranorana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' oran-dranomasina madinika manjamania avelan' ny onja eny amin' ny fasika ka alain' ny olona [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |