|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsipaopaoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Maikamaika foana, tsy mahandry tsara ny teny lazaina na hafatra fa vao mandre laniny kely dia lasa [1.1]

Teny iditra (2/2)4  tsipaopaoka
Sokajin-teny  5  anarana
Voambolana  6  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  7  (de paoka, action de saisir lestement). « Plante à fruit comestible » d'après Grandidier. Probablement comme paokapaoka (Merina). [Betsimisaraka] [1.196]

Fivaditsoratra  8  tsipaopaoka, tsipoapoaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/26