|
|
|
|

Teny iditra1  tsipi-mirahale
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  4  biloka hita eo amin'ny faritany milaza fa mitovy ny fatran'ny rotsakorana eo amin'ny faritra izay lalovany roandritra ny vanim-potoana iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  courbe isohyète [1.13]
Tovy hevitra  6  soritra mirahale
Singan-teny  7  tsipika, mira, hale

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19