|
|
|
|

Teny iditra1  tsipiho
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsipihina [Fitanisana]
Ohatra  3  [1.1] tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada
4  [1.1] tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy
Fototeny  5  tsipika

Fivaditsoratra  6  pitsohi, pitsohy, tsipiho

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19