Teny iditra | 1 tsipiho |
Fototeny | 2 tsipika |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsipihina [Fitanisana] |
Ohatra |
4 [1.1] tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada 5 [1.1] tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy |
Fivaditsoratra | 6 pitsohi, pitsohy, tsipiho |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |