|
|
|
|

Teny iditra1  tsipi-mirahale
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] biloka hita eo amin'ny faritany milaza fa mitovy ny fatran'ny rotsakorana eo amin'ny faritra izay lalovany roandritra ny vanim-potoana iray
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] courbe isohyète
Voambolana  5  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Singan-teny  6  tsipika, mira, hale
Tovy hevitra  7  soritra mirahale

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10