Teny iditra tsipiria
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsoriany na didin-tsavony lavalava
¶ Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra tsipiriany

2013/10/28