Teny iditra tsipoapoaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra vita amin' ny vanja nofonosina izay mipoaka nony arehitra ny lahiny: Apoapoakan' ny ankizy madinika ny tsipoapoaka rehefa amin' ny andro fetim-pirenena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pétard marron [1.3]
Anaram-javamaniry 

Teny iditra tsipoapoaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zaitran' akanjo nasiana mibontsimbontsina mba ho haingony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Bouillons de robe [1.3]
Voambolana 

Teny iditra tsipoapoaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kazo izay mipoapoaka ny voniny rehefa hitsahina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'un arbre dont l'intérieur est creux [1.3]
Voambolana 

Teny iditra tsipoapoaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Saint-Marien, Sakalava Avaratra] (de poakapoaka ). Cardiospermum halicacabum L. (Sapindaceae). D'après Tabibo d'Ambato-Boeny, c'est une bonne plante médicinale. Son infusion est très amère. Le nom malgache fait allusion au grand calice accrescent et vésiculeux qui enveloppe le fruit [1.196]
Anarana siantifika Cardiospermum halicacabum
Voambolana 

Teny iditra tsipoapoaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Nom donné par les éleveurs Betsileo travaillant à la ferme vétérinaire de Kianjasoa à : Alternanthera sessilis (L.) R. Br. ex DC. (Amaranthaceae) récolté pour l'alimentation des animaux. Le nom malgache, dans ce cas, est peut être une allusion à la faible valeur nutritive qu'on lui attribue. [1.196]
Anarana siantifika Alternanthera sessilis
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/28