Teny iditra | 1 tsiratsiraina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Esoina, atao tsinontsinona, fotsifotsina, tevatevaina: Tsy azonao tsiratsiraina mihitsy ny ray aman-dreninao |
Fototeny | 4 tsiratsira |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |