Teny iditra tsiroaroa (roa)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana anglisy two by two [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay deux à deux [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Ohatra 
1Adikako tsiroaroa ny teny mifanohitra hevitra. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 45]
2Antily mandeha tsiroaroa ary roa sosona no miantoka ny fiarovana ny toby any ivelany. [Andraina: Mitaraina, takila 202]

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17