Teny iditra tsisy maso (isy, maso)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny olona lokilokin' ny hehy izaitsizy ka hifotrifotra mila tsy ho hita ny masony [Rajemisa 1985]

2012/07/23