Teny iditra | tsitakonala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Omby ranjanana, avo dia [1.1] | |
Teny iditra | tsitakonala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kafa ilazana ny fisisika [1.1] | |
Teny iditra | tsitakonala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] (de tsy : négation ; takona : caché ; et ala : la forêt ; allusion à la grande taille de cet arbre « qui n'est pas caché par la forêt »). Homalium laxiflorum (Tul.) Baill. (Salicaceae). Bon bois. [1.196] | |
Anarana siantifika | Homalium laxiflorum | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | atolantsika, tsitakonala |
Nohavaozina tamin' ny 2020/09/26 |