|
|
|
|

Teny iditra1  tsitapitapitrizay
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Vetivety foana taorian' izay, poa toy izay, tsielaela taorian' izay [1.1]
Ohatra  4  tsitapitapitrizay, tamin' ny arabe nandalo eo andrefana kelin' ny toerana nisy azy, nisy fiarakodia maromaro avy avaratra nitora-jofo avy nanatona. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31