Teny iditra tsitoavina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny [1.1]
Ohatra Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely. [2.48]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31