Teny iditra | tsitongatonga (tonga) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Havoana misy ambaratonga toa tohatohatra iakarana mba hahatongavana eny an-tampony. [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Qui monte par degrés, qui est tressé en forme d’escalier comme les cheveux des Bares [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |