| Teny iditra (1/2) | 1 tsitsika |
| Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ozona irina hihatra amin' ny olona iray fanao amin' ny fampinomana, na kosa fanirian-tsoa sy tso-drano fanao amin' ny hasoavana.
[1.1] 4 [Bezanozano] ozona [1.78] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 tsitsika |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 [Bara] Patsaben-dranomamy
[1.1] 15 [Tanosy] orana (hazandrano) [1.78] |
| Voambolana | 16 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|