Teny iditra tsivinitra (tsy, vinitra)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Tsy rototra, tsy maka sarotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay [ tsy vinitra ] nonchalamment, négligemment, sans se faire du mauvais sang, placidement: Nataony tan-tsy vinitra ny fitondra ny vilia, ka nianjera (Il a porté négligemment l'assiette, et l'a laissé tomber) [Abinal 1888]

2013/07/29