Teny iditra tsizarizary (zary)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy ary fomba, tsy tena vanona, tsy lavorary loatra: Trano tsizarizary kely izao no ipetrahany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Bad, vicious, worthless [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mauvais, vicieux, qui ne vaut rien [1.8]
Ohatra 
1Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472]
2bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany. [2.470]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16