Teny iditra | 1 tsizarizary |
Fototeny | 2 zary |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy ary fomba, tsy tena vanona, tsy lavorary loatra: Trano tsizarizary kely izao no ipetrahany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] bad, vicious, worthless |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] mauvais, vicieux, qui ne vaut rien |
Ohatra |
7 Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472] 8 bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany. [2.470] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 13 tsizarizary, tsy zarizary |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16 |