Teny iditra | 1 tsoahana |
Fototeny | 2 tsoaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra Esorina, alana: Notsoahany ny kirarony alohan' ny hidirany ao an-trano / Hivenjivenjy foana ny zanakao raha vao tsoahanao ato amin' ity sekoly ianarany ity Foanana: Notsoahan' ny fanjakana sahady ilay didy naovakany tamin' iray volana lasa Ombotana, alana amin-kery: Notsoahany teto amiko ny zanako Ivadihana: Notsoahony indray ny teny nataony tao |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 anatsaho, asahaton, nasahato, tosahana, tsahanao, tsoahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |