|
|
|
|

Teny iditra1  tsoa-tokana
Singan-teny  2  tsoaka, tokana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsotra lava tsy misy famavany
Ohatra  5  Taloha kelin' ny fotoam-pambolena, gaga ny olona tao an-tanàna, fa nikipaka tsoatokana daholo ny havoana manontolo. [2.472#]
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny tsoa-tokana io

Fivaditsoratra  8  natsatokao, natsotakao, tsoa-tokana

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/15