Teny iditra | 1 tsobohana |
Fototeny | 2 tsoboka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza rano asiana na andentehana zavatra ao anatiny: Notsobohan' ny ankizy vy ny rano ka nanjary moimbo vy terỳ Itana robohina: Tsy azo tsobohana ity rano ity fa tena be voay mihitsy |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 9 tsobohina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |