|
|
|
|

Teny iditra1  tsobohina
Fototeny  2  tsoboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza rano asiana na andentehana zavatra ao anatiny: Notsobohin' ny ankizy vy ny rano ka nanjary moimbo vy terỳ
Itana robohina: Tsy azo tsobohina ity rano ity fa tena be voay mihitsy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  tsobohana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny tsobohina io

Fivaditsoratra  11  hatsobony, hotsaboin, hotsinabo, itsobohan, nitsoboha, tsobohany, tsobohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21