Teny iditra | 1 tsoforana |
Fototeny | 2 tsofotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Sitrihana, lentehana: Notsoforany benitra ny kibon' ilay fahavalo ka maty nitsitra teo no ho eo ihany Ampirehetina: Notsoforan' ilay mioramtia ny tafondrony dia Jasa nandositra izy Asiana, petahana: Tsoforana vy mena mivaivay ny kekerin' ny alika romotra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 fanatsoro, fanosotra, nasafotro, tsoforana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |