Teny iditra (1/3) | 1 tsolo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandrehetana afo handoroana zavatra, fandomana amin'ny afo |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 5 tsolo |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Karazan' angady kely lava lela |
Voambolana |
8 Fitaovam-piasana |
Teny iditra (3/3) | 9 tsolo |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Marani-doha, tsoky |
Fivaditsoratra | 12 lotso, tsolo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |