Teny iditra |
tsolotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny lalàna ny mandray tsolotra ~ Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan' akanjo"
[Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a bribe [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | pot-de-vin; dessous-de-table [Hallanger 1974]
|
|
Teny iditra |
tsolotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fandrosoana sy fihemorana miverimberina. [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | action d'avancer et de reculer comme le dard d'un serpent [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Teny mitovy hevitra | |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|