Teny iditra | tsonika | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fihalevonana ho tonga ranony, fiempoana. [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fusion [1.13] | ||||||
Voambolana | Fizìka | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | fiempo ~ fitsonika | ||||||
Fivaditsoratra | antsiko, antsoky, kaontsy, kinotsa, kitsona, santoky, tsikona, tsinako, tsonika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |