Teny iditra (1/3) | 1 tsorotsorony |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ilazana ny vody mangahazo na vomanga tsy mba botabota fa madinidinika ary marotsadrotsaka [1.1] |
Tsipelina hafa | 4 tsoritsoriny |
Teny iditra (2/3) | 5 tsorotsorony |
Sokajin-teny | 6 endritenin' ny hoe tsorotsoroka |
Teny iditra (3/3) | 7 -tsorotsorony |
Sokajin-teny | 8 endritenin' ny hoe sorotsoroka |
Fivaditsoratra | 9 sotrosotrony, -tsorotsorony, tsorotsorony, sotrosotrony, -tsorotsorony, tsorotsorony |
Nohavaozina tamin' ny 2020/09/27 |