Teny iditra | 1 tsy hita lany |
Singan-teny | 2 tsy hita, lany |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza zavatra mikorontana sy mifanjevo na midadasika tsy taka-maso izay fiandohany na fiafarany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] sans fin |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |