Teny iditra | 1 tsy latsa-danja noho ny (tsy) |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 Nefa nisy anankiray izay noheverina ho tsy latsa-danja noho ny andriamani-dahy. [1.38] 4 Rainitoandro tokoa no maty, fa ny fitsimbinan' ny tany ama-monina ny vady aman-janany dia mahatahotra an' Andriamanitra, fa mihoatra sy tsy latsa-danja noho ny fahavelony. [2.470] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |