Teny iditra | 1 tsy mahatombin-tsiraka |
Singan-teny | 2 mahatombina, siraka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo) |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |