|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mahomby
Singan-teny  2  tsy, mahomby
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny [1.1]
Ohatra  5  tsy mahomby miasa tany izy [1.1]
6  tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina [1.1]
7  tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12