|
|
|
|

Teny iditra1  tsy miroa fo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza faherezana miasa na manao raharaha satria amin' ny asa tokana ihany ny fony [1.1]
Ohatra  4  Mba tsy miroa fo koa re izany namatotra azy izany. [2.895]
Singan-teny  5  miroa, fo

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17