|
|
|
|

Teny iditra1  tsy misy vato mifanongoa
Singan-teny  2  tsy, misy, vato, mifanongoa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  Ny lapan' ny mpanjaka dia efa rava avokoa, ka tsy misy vato mifanongoa tavela hilaza ny niorenany; [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/28