Teny iditra | 1 tsy mitsitsy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 [2.472] mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. 4 [4.27] Efa taona maromaro tokoa izay, dia tsy mitsitsy harena ny mpilatsaka hofidina, hany ka lasa resa-bola tsikelikely ny fampielezan-kevitra. |
Singan-teny | 5 tsy, mitsitsy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |