Teny iditra | 1 tsy nahy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 tsy iniana atao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 4 unintentionally, accidentally [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 5 qui n'est pas fait exprès; par accident. cf. iniana [1.8] |
Ohatra |
6 tandremo re Andriamatoa ny teny tsy nahy fa niniana fa izaho malaza tsy tianao [2.131] 7 Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471] |
Singan-teny | 8 tsy, nahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |