Teny iditra | 1 tsy refesi-mandidy |
Singan-teny | 2 tsy, refesina, mandidy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny mpitondra manao jadona |
Ohatra |
5 Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [4.27] |
Mpanahaka | 6 mandidy tokana, tsy zehena, mpanao teniko fe lehibe, mpanao teny tsy valiana, mpanao teny jadona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |