|
|
|
|

Teny iditra1  tsy takona afenina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  miharihary sy hita avy hatrany, toerana avo tazana na dia lavitra aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  it can't be hidden [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  qu'on n'arrive pas à cacher [1.8]6  qui est évident, au vu de tout le monde [1.5]
Singan-teny  7  tsy, takona, afenina

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16