|
|
|
|

Teny iditra1  tsy zehena
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  [2.131] hazo fotsy navadiky ny rano aho
ka na hitsangana na hitsivalana
dia tsy zehena tsy kizahina
fa izay tiako no alehako
na hiorika na hivalana

Singan-teny  4  tsy, zehena

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12