Teny iditra tsy a- (tsy, a-)
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Famaritana frantsay sans: Tsy anify (Sans dent) ~ Tsy an-dray (Sans père) ~ Tsy am-peo (Sans voix, enroué) [Abinal 1888]
Endriteny 
tsy a-
tsy am-
tsy an-
Ohatra Levenana anirotra izany, fa tsy am-pasan-drazana tsy akory [Andraina: Mitaraina, takila 107]

2017/07/03