|
|
|
|

Teny iditra1  tsy adala tsy hendry
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza toetra hafahafa, fa raha miteny toa mahalala rariny, nefa ny fiainana tsy araka izany, na ny fiainana tsara, fa ny fiteny tsy mendrika
Singan-teny  4  tsy, adala, hendry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07