Teny iditra | 1 tsy adala tsy hendry |
Singan-teny | 2 tsy, adala, hendry |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza toetra hafahafa, fa raha miteny toa mahalala rariny, nefa ny fiainana tsy araka izany, na ny fiainana tsara, fa ny fiteny tsy mendrika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |