Teny iditra tsy an-kiato (tsy, an-kiato)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: misesy
Ohatra Tsisy afaka nanakana ny fampahantrana tsy an-kiato ny vahoaka manontolo ireo mpitondra ireo, midika izany fa ilaina ny miala amin’ny lalana masaka. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31