Teny iditra | 1 TsyCoolKoly |
Singan-teny | 2 tsy, cool, koly |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [5.mg.http://www.tsycoolkoly.org] Ny tetikasa TsyCoolKoly dia miady amin’ny kolikoly eto Madagasikara. Mifantoka amin’ireo endrika isehoan’ny kolikoly izay mahakasika ny besinimaro eo amin’ny fiainany andavanandro, ny tetikasa ary miantso ny olom-pirenena hitatitra izay nihatra taminy. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [5.fr.http://www.tsycoolkoly.org] Le projet TsyCoolKoly (TCK) a été initié avec pour objectif de contribuer à la lutte contre la corruption à Madagascar. Le projet incite les citoyens à témoigner des cas de corruption dont ils sont victimes au quotidien, mais aussi lorsqu’ils ont rencontré des agents intègres. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |